Mitaky ary tsy hijanona ny hitaky ny marina izahay. Efa natsangana ny Komity Miaro ny Safidim-Bahoaka (KMSB) izay miaro ny safidinao koa midira mpikambana amin'izany any amin'izay toerana misy anao (région, distrika, fokontany). #mdg2013 #fraudes2013












