Ataovy fifaliana avokoa raha iharan'ny fakampanahy samy hafa ianareo... Niainga Tamatave omaly t@7h30 dia efa tonga soa aty Tana zao ;) rehefa avy nanao pause roulement teo Ambavaniasy nanararaotra nitory ny filazantsara t@ trano iray teo Helitiana Iska Rakotomanga fa za tsy maintsy nanao stop Moramanga nitady roulement...vita soa amantsara fa efa reraka satria alina dia nanao escale tao Moramanga aloha nidodo...faly ery ny ankizy fa zay zareo vao nanao aventure toy izao...rehefa tsy stressés ny lehibe dia tsy hitan'n6 ankizy akory zay problemes any...midera qn'i Jehovah fa mandrakizay ny famindrampony...mbola nanararaotra nilalao sy naka sary eran'ny lalana fa impiry afaka handalo eo Mandraka tsy maika hamonjy lera via Facebook https://ift.tt/37kDc5e










